|
|
|
|

Teny iditra1  zaro
Fototeny  2 zatra
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana zarina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra  4  zaro taingenana io soavaly io (Habituez ce cheval à se laisser monter) [1.3]
5  zaro miteny ampahibemaso io tovolahy io fa saro-kenatra loatra [1.1]
6  zaro amin' izay lalana tokony halehany ny zaza, Ka na rehefa antitra aza izy, dia tsy hiala amin' izany. [2.996#]

Fivaditsoratra  7 razo, 8 roza, zaro, 9 zora, Zora

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/26