|
|
|
|

Teny iditra1  zavamiaina
Singan-teny  2 zavatra, 3 miaina
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Ny zavatra rehetra misy aina ka mandeha na mihetsika, ary teraka, velona, dia maty, toy ny olombelona, ny biby... [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 être vivant, organisme [1.13]
Ohatra  7  dia notsindroniny ny lefona avokoa, ka latsaka any an-kady avokoa (ny zavamiaina no tsy mba notsidroniny. [1.406#]
Voambolana  8  Haiaina
Tovy hevitra  9 zavamananaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11