|
|
|
|

Entry1  zavom-pisaka
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] ny zavona manify sisa tavela eny an-dohasaha sy eny ankavoana
Elementary words  4  zavona, fisaka

Updated on 2024/12/07