|
|
|
|

Entry1  zavontany
Part of speech  2  adjective
Elementary words  3  zavona, tany
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Enti-milaza zavatra na isa be dia be, tsy tambo isaina
Explanations in French  5  [1.3] [zavon-tany] innombrable
Examples  6  [2.285#] Manaraka izany, misy olona zavontany izay azo lazaina fa mbola matory ao anatiny ilay toetra mivavaka.
7  [2.508#] Nampiasa ny ody maheriny koa i Tija sy Salovambolo ka nandefasany lalitra zavontany ny Sakalava, izay nandrakotra sy nanentsina ny masony sy ny vavany ary ny orony sy ny sofiny!

Updated on 2025/07/29