|
|
|
|

Entry1  zaza ampy mihira
Elementary words  2  zaza, 3  ampy, 4  mihira
Part of speech  5  locution
Explanations in Malagasy  6  (ny hevitry ny mihira eto dia milalao) : ny zaza roa voalohany izay hateraky ny zazavavy avoaka hampakarina, ka iadian' ny ray aman-dreniny varotra ho azy; koa amin' ny kabarim-panambadiana dia tafiditra ao amin' ny tenin' ny mpamoaka ny hoe : "Ary ny zaza ampy mihira dia anay" [1.10#A.496]
7  zaza efa voafandriky ny renin-drazazavavy mialoha fa hotezainy [1.1]
Explanations in English  8  the first two children of a daughter claimed by her father as his own, and who are not to be considered the children of her husband [1.2#799]
Explanations in French  9  se dit des enfants réservés par les parents de l'épouse future mère [1.3#33]
Examples  10  Koa raha avy izay anomezan’ Andriamanitra azy zaza, raha sitrapony, ny zaza ampy mihira, tompoko, dia anay, arak’ izay nentin-drazana, ka tsy maintsy lazaina aminareo [2.346#36]

Updated on 2025/10/11