Entry | 1 zazahova |
Elementary words | 2 zaza, 3 hova |
Part of speech | 4 noun |
Explanations in Malagasy |
5 Anarana nomena ny Hova na ny Andriana izay lasa babo tamin' ny ady an-trano maro fahizay ka tonga andevon' ny mpanjaka, na ireo verin-trosa na meloka tamin' ny fanjakana ka noverezin-jo [1.1] |
Examples |
6 Mangataka arahaba, toa zazahova.
[2.69#]
7 Raha zazahova izy taloha ka andriana ny razany dia miverina amin' ny fiandrianany izy. [2.508#] |
Vocabulary | 8 Sociology |
Proverbs | 9 Proverbs containing that word |
Anagrams | 10 vazahazo, 11 zazahova |
Updated on 2025/10/11 |
![]() |