|
|
|
|

Entry1  zazakely
Part of speech  2  noun
Elementary words  3  zaza, kely
All compound words 
Explanations in Malagasy  7  [1.1] zaza mbola kely, eo amin' ny herintaona na roa taona
Examples  8  [2.270#] Iza no miantoka koba ny zazakely mbola minono?
9  [2.424#] Mety ilaina ny fandidiana mba hamoahana ilay zazakely.
10  [2.357#] Nidridridridry sy nitomany tahaka ny zazakely mihitsy.

Updated on 2025/08/10