|
|
|
|

Teny iditra1  zazalahy
Singan-teny  2 zaza, 3 lahy
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny anglisy  5 boy [1.17]
Fanazavàna teny frantsay  6 petit garçon [1.3]
Ohatra  7  Fantatra aloha, hoy indray Ramatoa Ravao, fa zazalahy naditra Rivo. [2.529#]
8  Tsy naharitra ity zazalahy fa nitady hevitra hamahana ilay varavarana. [2.895#]

Fivaditsoratra  9 zalazahy, zazalahy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12