|
|
|
|

Entry1  zaza miavona
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  zaza, miavona
Explanations in Malagasy  4  [1.1] zaza tsy teraka ohatra ny zaza rehetra fa ny fïtombenany no miseho sy lasa aloha fa tsy ny lohany

Updated on 2025/07/29