|
|
|
|

Entry (1/9)1  ta
Part of speech  2  particule
Explanations in Malagasy  3  Fanafohezana ny "Tia", izay apetraka eo alohan' ny matoanteny milaza fanirianahanao ilay asa lazain' ny matoanteny, ka ny ta no ampiasaina raha manomboka amin' ny Ha ny milaza ny ho avin' ilay matoanteny ary ny Te raha manomboka amin' ny Hi na Ho: Ta hatory, Te hisotro, Te hody [1.1]
Explanations in English  4  a contraction of the verb Tia, which is joined to verbs in the future tenses : ta-hanào: to want to do [1.2]
5  prefix, a contraction of tia, to love; used before other verbs, as : ta-hanào: to want to do something [1.7]
Explanations in French  6  préfixe, abréviation de tia, aimer; se met devant le futur des verbes; ex.: ta-hanao: vouloir ou aimer faire; [1.8]
Compound words 
Tables and plates  8  All the particles

Entry (2/9)9  ta
Part of speech  10  noun
Vocabulary  11  Zoology: reptiles, amphibians
Explanations in Malagasy  12  tanalahy [Tanosy] [1.78]
Explanations in English  13  a provincial word for a chameleon. See tana [1.2]

Entry (3/9)14  ta
Part of speech  15  noun
Vocabulary  16  Sound
Explanations in Malagasy  17  Ny feo heno avy amin' ny fidonan' ny fively na ny zavatra roa mifampipoka, na teny enti-milaza ny fipiakan' ny hazo tapaka ka mamoaka feo mirefotra eo am-pianjerana
18  Fanahafana feon-javatra toy ny an' ny tantanana mipaika amin' ny hazo, basy mitefoka, sns [1.1]
Explanations in English  19  the sound of the beating of a hammer or the explosion of a rifle. [1.2]

Entry (4/9)20  ta
Part of speech  21  noun
Explanations in Malagasy  22  fitazonana [Taisaka] [1.78]

Entry (5/9)23  ta
Part of speech  24  noun
Explanations in English  25  a lamp. [Swa. taa.] [Provincial] [1.2]

Entry (6/9)26  ta~
Part of speech  27  prefix
Explanations in Malagasy  28  Tovona mahaforona teny vaovao rehefa atambatra amin' ny fototeny voalohany na faharoa sasany, ka manamafy ny hevitr' ilay teny voalohany, na manome endrika toa benahaona azy: Boretaka manjary taboretaka, bonaka tonga tabonaka [1.1]
Explanations in English  29  a prefix joined to many roots making nouns indicating those things having essentially the property of the root, as: tafotsiny [1.2]
Compound words 

Entry (7/9)31  ta
Part of speech  32  adjective
Explanations in French  33  an' ialahy, an' ise [1.66]

Entry (8/9)34  TA
Part of speech  35  noun (acronym)
Explanations in French  36  Tananarive Antsirabe [3.1]
Tables and plates  37  Acronyms
38  Acronyms
Text  39 
kmFijanonana
0,0Antananarivo Soarano
2,5Anosibe
4,5Soanierana
9,3Imerimanjaka
12,3Ambohijanaka
16,2Anjomakely
20,8Ambatofotsy
24,8Ambalavao
30,2Tsinjony
40,2Behenjy
kmFijanonana
53,2Andriambilany
66,6Ambatolampy
82,9Ambohimandroso
93,3Ampitatafika
102,3Ilempona
114,7Andavabato
124,9Sambaina
142,6Andranomanelatra
157,7Antsirabe

Entry (9/9)40  Ta
Part of speech  41  noun (symbol)
Vocabulary  42  Chemistry
Explanations in Malagasy  43  Singa mivaingana, faha-73 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1]
Explanations in English  44  tantalum [3.1]
Explanations in French  45  tantale [3.1]
Tables and plates  46  Periodic Table

Updated on 2024/09/07