Entry (1/3) | 1 te- |
Part of speech | 2 particule |
Explanations in Malagasy |
3 Fanafohezana ny "Tia", izay apetraka eo alohan' ny matoanteny milaza fanirianahanao ilay asa lazain' ny matoanteny, ka ny ta no ampiasaina raha manomboka amin' ny Ha ny milaza ny ho avin' ilay matoanteny ary ny Te raha manomboka amin' ny i: Ta hatory, Te hisotro, Te hody [1.1] |
Explanations in English |
4 a contraction of the verb Tia, which is joined to verbs in the future tense, as: te-hijery: to wish to look [1.2] 5 prefix, a contraction of tia, to love; used before other verbs, as : te-hijery: to want to look [1.7] |
Explanations in French |
6 préfixe, abréviation de tia, aimer; se met devant le futur des verbes; ex.: te-hijery: vouloir regarder [1.8] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Tables and plates |
9 All the particles |
Entry (2/3) | 10 te |
Part of speech | 11 pronoun |
Explanations in French |
12 ise, ialahy; indry, indriako, itena: va, je ne te hais point, ndeha, tsy halako akory ise [1.66] |
Tables and plates |
13 All the pronouns |
Entry (3/3) | 14 Te |
Part of speech | 15 noun (symbol) |
Vocabulary |
16 Chemistry |
Explanations in Malagasy |
17 Singa mivaingana, faha-52 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1] |
Explanations in English |
18 Tellurium. [3.1] |
Explanations in French |
19 Tellure. [3.1] |
Tables and plates |
20 Periodic Table |
Updated on 2024/09/07 |