Entry |
ampondra
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Betsileo]
Bibidia fahiny mpiraotra eny amin'ny fondra [1.78]
|
| Biby mitovitovy amin' ny soavaly fa kely, izay atao koa hoe boriky [1.1]
|
Explanations in English | A mule. [Swa. punda, an ass.] [1.2]
|
| A donkey [1.7]
|
Explanations in French | Ane [1.54]
|
| âne, bourrique [1.8]
|
| [Sakalava-Mayotte]
âne [1.405]
|
Examples |
1 | Omby na soavaly na ampondra no nampitarihina ny angady.
[2.117]
|
2 | Niombon-kaza, hono, ny liona sy ny ampondra ary ny saka.
[2.293]
|
3 | Ary hoy ny ampondra : «Ny nanjo ilay saká omaly no nahahendry ahy.
[2.857]
|
4 | nasolony ny hoe ampondra, ka raha tsy efa novazivazin' ny kilonga izy nataony hoe Radonkay tsy nijanona.
[2.285]
|
|
Vocabulary |
Zoonyms |
|
Article |
|
Entry |
ampondra
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Tanosy]
vilia
[1.78]
|
Phytonyms |
|
|