Entry | ampongalahy | ||||
Elementary words | amponga ; lahy | ||||
Part of speech | noun | ||||
Explanations in Malagasy | Amponga misy hoditra roa: ny ilany tsy faranana fa avala hikopaka toy ny ravin-tsofina, ny ilany mitovy amin' ny amponga tsotra izao ihany. Ny felatanana havia no mively eo amin' ilay misy sofiny (mikarantsana kokoa ny feony fa manify ny hoditra); ny havanana kosa mively ny ilany amin' ny tsora-kazo kely tokony ho vehana (midoboka kokoa ny feon' io fa matevina ny hoditra aminy [1.1] | ||||
Examples |
| ||||
Vocabulary | Music: instruments | ||||
Anagrams | ampingaloha, ampongalahy |
Updated on 2023/03/19 |