Entry | bitro | |||
Part of speech | noun | |||
Explanations in Malagasy | Biby fiompy fihinana sahala habe amin' ny saka, saingy lava sofina sy mihinana ahitra na zavamaniry. [1.1] | |||
Explanations in English | A rabbit [1.2] | |||
A rabbit, a hare [1.7] | ||||
Explanations in French | Lapin [1.3, 1.54, 1.8] | |||
Examples | Ny bitro dia mahagaga ny Malagasy loatra fa mbola tsy hitany, ka noheveriny ho voalavo makadiry.
[2.649] | |||
Vocabulary | Zoology: mammals | |||
Synonyms | rabitro | |||
Compound words |
| |||
Phytonyms |
| |||
Origin | English: rabbit. | |||
Proverbs | Proverbs containing the word bitro | |||
Anagrams | bitro, botry |
Updated on 2023/08/11 |