Entry |
hamina
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Hamaotinana, fiandriandrianana amin' ny fitafiana na amin' ny toetra [1.1]
|
Explanations in French | égalité d’esprit, modération, bonne tenue [1.3]
|
|
Entry |
hamina
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fipetrahana misonanina tsy misy ahiahy; toetra tony tsy manahy na inona na inona [1.1]
|
Derivatives |
|
Entry |
hamina
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Lamba fotsy ary manify kely [1.1]
|
Explanations in French | Toile mince et blanche [1.3]
|
| [Tankarana]
Toile blanche. [1.19]
|
Vocabulary |
|