|
|
|
|

Teny iditra1  io
Sokajin-teny  2  mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Enti-manondro akaiky nefa tsy voafaritra tsara ny halavitany:
4 Tsy tiako io sary io, omeo azy io raha tiany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 that; plur. ireo [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 celui-là; plur. ireo [1.8]
Sampanteny 
Mpisolo anarana :
Kamban-teny rehetra  10  Fikambanana 4 amin' io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  11  Ny mpisolo rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17