Entry |
lalambika
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fantsona lava miolikolika difotra ao anaty rano mangatsiaka ka raha mandalo ao anatin' io ny entona dia manjary ranomason-takotra azo angonina indray. Ny lalambika dia ilaina amin' ny fanasitiliana ny alkaola [1.1]
|
| Fitaovana fisitiliana alkôla [1.13]
|
Explanations in English | A still [1.2]
|
Explanations in French | Alambic [1.13]
|
| (de l'arabe : al ambiq). L'appareil à distiller, bien connu des Malgaches depuis des siècles, bien avant l'arrivée des Européens. Il sert essentiellement à la distillation des boissons alcooliques. Mais on emploie aussi, suivant des traditions très anciennes, la distillation pour l'obtention de produits médicamenteux : essences volatiles. Un remède très populaire appelé ranomena (littéralement « l'eau rouge » est obtenu aussi par la distillation des os verts. [1.196]
|
Examples |
1 | Ireto vilany be ireto no mba ataoko solon' ny lalambika hikarohako ity «fanafody mamono fitiavana» ity, hoy izy.
[2.499]
|
2 | Ary nony ahodina amin' ny fitanehana indray hianareo dia tsy mba mivon-gana intsony, fa lasan-ko ranomason-takotra ka mivoaka amin' ny lalambika.
[2.69]
|
|
Vocabulary |
Origin | French: l' alambic.
|
|