Entry | 1 latsy |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.78] singam-bolotsangana anohizana tery [Sihanaka]
4 [1.1] Hazo atsivalana entina hanamafy ny rafitra na ny tohan-javatra. Hazo atsivalana any anatin' ny rindrin-trano mba tsy hampilefitra azy na hanatanjahana ny firarin' ny takelaka 5 [1.13] tsivalan-kazo madinika na vy atsivalana entina hanamafy ny rafitra na tohan-javatra |
Explanations in English |
6 [1.2] cross pieces of bamboo, etc., used to strengthen the sides of a rush house |
Explanations in French |
7 [1.13] traverse, entretoise |
Examples |
8 [2.472] Dia izahay telo mianaka lehilahy no nametraka sy namatotra ny haratra sy ny latsy.
|
Derivatives |
|
All compound words |
|
Proverbs | 28 Proverbs containing the word latsy |
Anagrams | 29 latsy, 30 tsila |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |