Entry | maharary (rary) | |||
Part of speech | adjective | |||
Explanations in Malagasy | Mahatonga fanaintainana: Maharary izany totohondrin-dRangahy iny izany ~ Maharary ny teninao Tisaroana manaintaina: Maharary ahy ny tongotro ka tsy afaka ho any aho [1.1] | |||
Explanations in French | Qui cause de la douleur, qui attriste, qui fait mal, comme de tirer les oreilles [1.3] | |||
Compound words |
| |||
Proverbs | Proverbs containing the word maharary | |||
Entry | maharary (rary) | |||
Part of speech | adjective | |||
Explanations in French | Qui peut tresser, arranger [1.3] | |||
Anagrams | maharary, maharira, miraraha |
Updated on 2023/08/11 |