Entry | mahidy (hidy) | |
Part of speech | adjective | |
Explanations in Malagasy | [Tanala] Kahidy, mahihitra: Mpañarivo mahidy ka mihary ho an'ny mpañary (mpanankarena mahihitra ka mihary ho an'ny mpandevina) [1.78] | |
Mitsitsy tafahoatra; mahihitra [1.1] | ||
Explanations in French | Avare, parcimonieux [1.3] | |
Examples | mahidy vava ny mpimasa sy mpisikidy ary mpanandro, angamba tsy hainy novaliana koa ny fanontanianay
[2.245] | |
Anagrams | mahidy, mihady |
Updated on 2023/01/20 |