Entry |
mitakoko
(takoko)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mipetraka tsy mitombina fa ny tongotra miforitra eo anoloana no mitondra ny tena: Mitakoko eo amorom-patana foana i Dadabe Mipetraka, manjonitra na toa manjoretra rera-po, ketraka, kivy: Nitakoko izy noho ny fahoriana nanjo azy
[1.1]
|
Explanations in English | To sit disconsolately with folded arms and in a stooping posture. [1.2]
|
| To squat; to sit disconsolately [1.7]
|
Explanations in French | S'accroupir; avoir une posture attristée [1.8]
|
Morphology |
Present : |
mitakoko |
Past : |
nitakoko |
Future : |
hitakoko |
Imperative : |
mitakokoa |
|
Proverbs |
|