Entry |
mpanampy
(ampy)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Olona manao izay tsy vitan' ny tena amin' ny asa atao [1.1]
|
| Olona na zavatra ampiasaina vonjimaika amin'ny fanatanterahana asa iray [1.13]
|
Explanations in French | Auxiliaire [1.13]
|
Examples |
1 | kojakojan-javatra samihafa samy niezahako tsy nisy mpanampy tao.
[2.643]
|
2 | Ny filoha sy ireo mpitsara mpanampy no manendry ny mpitan-tsoratra.
[2.114]
|
|
|
Entry |
mpanampy
(ampy)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Zanateny entina manamafy teny iray [1.13]
|
Explanations in French | Auxiliaire [1.13]
|
Vocabulary |
Compound words |
|
Analogs |
mpanampy mahay roa |
|