|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  nay
Sokajin-teny  2  tenim-piontanana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Tapaka farany amin' ny teny hoe "Inay", enti-milaza nenina amin' ny nanaovana na tsy nanaovana zavatra iray efa lasa, na faniriana manao dia mianotra momba ny toe-javatra efa raikitra:
4 Nay aho tsy nahalala iny olona iny na oviana na oviana! [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 an expression of like or dislike, gladness, or astonishment. [1.2]
Mpanahaka  6  tahakaizay, 7  toyizay

Teny iditra (2/3)8  nay
Sokajin-teny  9  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  10 not [Provincial] [1.2]

Teny iditra (3/3)11  -nay
Sokajin-teny  12  mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  13 Mpisolo anarana misolo olona fanao tovana, entin'ny olona maro
14 milaza izay azy na izay ataony, tsy iombonany amin'ny olona iresahany:
15 Tranonay, vohitray. / Aza matahotra ianao fa vitanay telo lahy io. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  16 Our, ours; by us. Not including the person addressed.
17 Compare -ntsika@mg.pn.
18 Rainay [ray]. Our father.
19 Alefanay [lefa]. Set free by us.
20 When added to trisyllabic words ending in
21 -ka or -tra, the n is rejected.
22 Satrokay [satroka]. Our hat.
23 Fantratray [fantratra]. Known by us.
24 -ay: contraction of -nay after words ending in -ka or -tra, as satrokay, our hat; fantatray, known by us. [1.2]
25 our; done by us (exclusive) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  26 Suffixe, excluant les personnes à qui l'on parle.
27 Notre, nos, de nous, par nous.
28 Ny tranonay: notre maison.
29 Hiatnay: vu par nous.
30 Amboninay: au-dessus de nous. [1.3]
31 Nos, de nous, par nous (exclusif). [1.5]
32 à nous, notre; fait par nous (exclusif). [1.8]
Haiendriteny 
33  Tsotra :
Mpanahaka  34  ay, 35  anay, 36  izahay
Tsanganana sy sary iray takila  37  Ny mpisolo rehetra

Fivaditsoratra  38 an' i, 39 any, añy, 40 i~na, ~ina, ina, -nay, nay, 41 nia

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27