Entry |
riandriana
(riana)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in French | Duplicatif [1.3]
|
Derivatives |
|
Entry |
riandriana
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Vy bontolo, fisapisaka ny tampony, ametrahana ny zavatra hotefena izay kapohina amin' ny maritoa eo amboniny [1.1]
|
Explanations in English | An anvil [1.2, 1.7]
|
Explanations in French | Enclume [1.3, 1.8]
|
Examples | fotsy ny any, fotsy ny aty—dia ny fampohaza sy ny riandriana izay hivelezana ny gadra hamatorana anao.
[2.293]
|
Vocabulary |
Proverbs |
|
Entry |
riandriana
|
Part of speech | noun
|
Explanations in French | Arbuste [1.3]
|
| [Bezanozano]
(peut être de riana : cascade, rapide des cours d'eau). Nom d'un arbuste d'après Malzac.
[1.196]
|
Vocabulary |
|