|
|
|
|

Entry (1/3)1  tsika
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Hazo maromaro atsatoka (1, 50 m ny haavony ary 0, 08 m ny elanelany avy) izay amatorana tsorakazo na volotsangana na volobao mitsivalana (4, 50 m ny halavany), ka ny fitambaran' ireo dia atao fefy [1.1]

Entry (2/3)4  tsika
Part of speech  5  noun
Explanations in Malagasy  6  Fivoahan' ny rano tsikelikely -- zara raha hita -- manamika na manorika avy ao anaty tany [1.1]
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :
Adjectives :
All compound words  18  2 combinations of this word

Entry (3/3)19  -tsika
Part of speech  20  pronoun [Full list]
Explanations in Malagasy  21  isika [Tambahoaka] [1.78]
22  Mpisolo anarana misolo olona fanao tovana entin'ny olona maro milaza zavatra iombonany amin'ny olona iresahany: Ity ny tranontsika, anaka, ka mandrosoa. / Atao ahoana ireto zanantsika, Rasoa? [1.1]
Explanations in English  23  Ours; by us, inclusive of those spoken to. Compare -nay.
When added to passive and relative verbs ending in -na, the a of the verb is rejected and the two n's coalesce.
Raintsika [ray, a father]. Our father.
Lazaintsika [lazaina]. Told by us.
When added to trisyllabic words ending in -ka or -tra, the full suffix -ka or -tra is rejected and also the n of the pronoun. Satrotsika [satroka, a hat]. Our hat. Tongotsika [tongotra, a foot]. Our feet. [1.2]
24  Ours; by us (inclusive) [1.7]
Explanations in French  25  Notre, nos, de nous, par nous. Ny lovantsika: notre héritage. Matintsika: tué par nous. Ambanintsika: au-dessous de nous. [1.3]
26  De nous, par nous (inclusif). Notre, nos. [1.5]
27  À nous, notre, par nous (inclusif). [1.8]
Analogs  28  ntsika, isika, antsika
Tables and plates  29  All the pronouns

Anagrams  30 kista, 31 Staky, 32 taksy, 33 tsaky, 34 -tsika, tsika

Updated on 2025/10/11