Entry | volamena | ||||||
Elementary words | vola ; mena | ||||||
Part of speech | noun | ||||||
Explanations in Malagasy | Karazana metaly anisan'ireo antsoina hoe "sarobidy": mavomena mamiratra ny volony, mavsan-danja izy, azo hanifisina faran'izay kely ary tsy mety miova fenitra na oviana na oviana: ireo toetrany rehetra ireo no nahatonga azy hanaovana firavaka sarobidy isan-karazany sy ho fototry ny sandam-bola miasa eran-tany; misy karazany roa ny volamena: ny volamena maitso sy mena. tsy hihiratra: tsy saro-pantarina fa miavaka eny ihany ny zava-tsoa sy saro-bidy na dia very amin'ny toerana tsy mendrika ary aza. [1.1] | ||||||
Karazana metaly sarobidy mavo na fotsy na mena [1.13] | |||||||
Explanations in English | Gold [1.7] | ||||||
Explanations in French | [Tanala] Or. Associé au monde du ciel [1.6] | ||||||
Or [1.3, 1.8, 1.13] | |||||||
Or (métal) [1.5] | |||||||
International symbols | Au [3.1] | ||||||
Examples |
| ||||||
Vocabulary | Chemistry | ||||||
Morphology |
| ||||||
Compound words |
| ||||||
Phytonyms |
| ||||||
Tables and plates | Periodic Table | ||||||
Proverbs | Proverbs containing the word volamena | ||||||
Article | Randzavola: volamena ao amin' ny Baiboly (=> mpanefy metaly) | ||||||
Anagrams | valomena, volamena |
Updated on 2023/07/30 |