|
|
|
|
Teny iditra
anentana
(
entana
)
Sokajin-teny
anarana
Fehezan-javatra antonona hoentin' ny olona iray indray mandeha:
Tsy zakako io anentan-kitay io
[
1.1
]
[
Bezanozano
]
[
añentana
]
Entana
[
1.78
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05