|
|
|
|
Teny iditra
fikoropaka
(
koropaka
)
Sokajin-teny
anarana
Fomba entina mikoropaka, izany hoe mihetsika maika sy maimay ka toa tsy voahevitra loatra izay atao
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05