|
|
|
|
Teny iditra
koropaka
Sokajin-teny
anarana
Fihetsehana tsy voahevitra noho ny hamaikana na ny hamaimaizana
[
1.1
]
Sampanteny
fikoropahana
,
fikoropaka
,
ikoropahana
,
mikoropaka
,
mpikoropaka
Tovy hevitra
korapaka
~
korapapa
Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23