|
|
|
|
Teny iditra
fitihintihinana
(
tihintihina
)
Sokajin-teny
anarana
Fireharehana amin' ny fandeha na ny famindra:
Endre izany fitihintihinan' Isambilo kely nahazo voalohany!
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05