|
|
|
|
Teny iditra
tihintihina
(
tihina
)
Sokajin-teny
anarana
Fihetsika feno avona na rehareha, na amin' ny teny na amin' ny fandeha
[
1.1
]
Sampanteny
fitihintihina
,
fitihintihinana
,
itihintihinana
,
mahatihintihina
,
mitihintihina
,
mpitihintihina
Tovy hevitra
tihina
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05