|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | goga | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Antitra izaitsizy, tranainy, efa ela dia ela: Efa goga marina Ingahy Rainikoto fa efa dimy amby zato taona [1.1] | ||
| Aged. See konka, antitra. [1.2] | ||
| [Tankarana] Vieux. [1.19] | ||
| Teny iditra | goga | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Betsileo] Vodihazo ngeza niongotra: Fairo ateto ny goga fa hamindroañe se aliña (Ento eto ny vodihazobe hatao kitay hamindroana raha alina) [1.78] | ||
| [Betsileo] (de l'adjectif goga : vieux, très âgé, antique) en général, souche des arbres restant dans les prairies soumises aux feux périodiques. [1.196] | ||
| Teny iditra | goga | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Betsileo] (de l'adjectif goga : vieux, très âgé, antique) Eugenia sp. (Myrtaceae) (Identité déjà signalée par Baron et Richardson). Petit arbre à fruits comestibles. Restant souvent sous forme de souche calcinée dans les prairies brûlées. Devenu très rare. [1.196] | ||
| Voambolana | ||
| Anarana ara-tsiansa | Eugenia sp. | |
| Teny iditra | goga | |
| Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly) | |
| Goga [2.996] | ||
| Gog [2.996] | ||
| Gog [2.996] | ||
| Voambolana | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2017/12/07 |
|