|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | hodidino > hodidinina (hodidina) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Misy... mamaritra ny sisiny hatraiza hatraiza: Hodidinin' ny hazo ny tanànanay Fefena, sokeraina: Hodidinin' ny fahavalo ny tanàna ka aoka isika hiomana tsara Otronina: Nohodidinin' ny minisitra ny Filohan' ny Nosy teo anoloan' ny lapan' ny tanàna [1.1] | |||||||||
| To be surrounded; to be wrapped [1.7] | |||||||||
| Qu'on entoure; qu'on enveloppe [1.8] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
|
|