|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | mamorona (forona) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mampisy, manao amin' ny tsy misy: Andriananahary no namorona an' izao tontolo izao Manao, manamboatra: Namorona sary mahafinaritra izy Manangana, manorina: Rehefa mamorona fikambanana dia tsy maintsy mampandre ny fanjakana Mahita: Iza indray no namorona izany hevitra an-taingina izany [1.1] | |||||||||
| To form, to create, to fashion, to produce, to arrange. [1.2] | |||||||||
| To create; to invent; to found [1.7] | |||||||||
| Créer; inventer; fonder [1.8] | |||||||||
| Ohatra |
| ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | mamoròna (forona) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamorona | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|