|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | manafotra (hafotra) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| To strip the bark off the hafotra [1.2] | |||||||||
| Teny iditra | manafotra (safotra) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Manototra: Nanafokenatra azy ny namany Manosotra: Nanafotra sokay ny rindrina izy Manenjina, mahafanina mahatonga ho safotra: Angamba ny hainandro no nanafotra itỳ zaza itỳ [1.1] | |||||||||
| To flood, to submerge [1.7] | |||||||||
| Inonder [1.8] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | manafotra | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| [Bezanozano] manarona, manenika [1.78] | |||||||||
| [Sihanaka] mandrakotra [1.78] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/02/18 |
|