|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | manarona (sarona) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Manafina: Misy rahona manarona ny masoandro Mandrakotra: Manarona harona ~ Manarona ny hadisoan' ny sakaizany izy Manodidina: Nanarona ny fahavalo ny miaramilantsika [1.1] | |||||||||
| To cover; to conceal [1.7] | |||||||||
| Couvrir; cacher [1.8] | |||||||||
| Ohatra |
| ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | manaròna (sarona) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manarona | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/10/17 |
|