|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | manahirana (sahirana) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Manome raharaha, ahiahy: Manahirana ahy itỳ toe-javatra itỳ Mahasanganehana, mahavaka, mampiroahana: Nanahirana azy ny fanontaniana nataoko taminy Mahasosotra, mahasorena: Manahirana ahy Rangahy iny ka lazao hoe tsy ato aho [1.1] | |||||||||
| To vex, to trouble; to annoy [1.7] | |||||||||
| Vexer, ennuyer [1.3, 1.8] | |||||||||
| Embarrasser, préoccuper, donner du souci [1.3] | |||||||||
| Troubler; gêner; occuper [1.8] | |||||||||
| Ohatra |
| ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | manahirana (sahirana) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manahirana | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|