|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | manampona (tampona) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mahavoa, mahatratra eo an-tampony tsara: Nanampona ny tendron' ilay hazo tsara ny vato Mijery zavatra ambany toerana avy eny ambony: Avy teny Mandràka aho no nanampona an' i Sabotsy Tonga tsara eo an-tampony: Nanampona ny tamin' ny roa ambin' ny folo no niainga izy [1.1] | |||||||||
| Atteindre, frapper, toucher le sommet avec une pierre ou tout autre objet; regarder d'en haut quelque chose qui est en bas [1.3] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Tsipelina hafa | manatampona | ||||||||
| Teny iditra | manampona | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| [Tambahoaka] manomboka [1.78] | |||||||||
| [Sihanaka] manomboka (raharaha) [1.78] | |||||||||
| Teny iditra | manampòna (tampona) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manampona | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2025/08/02 |
|