|
|
|
|
Teny iditra
manangam-bombo
Sokajin-teny
kambanteny
Singan-teny
manangana
,
vombo
Tezitra na ta-hampitahotra ka mitsangana ny volo ao an-katoka
[
1.1
]
Tovy hevitra
manangam-bombona
~
manangam-bovona
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/06