|
|
|
|
Teny iditra
manangam-bombona
Sokajin-teny
kambanteny
Singan-teny
manangana
,
vombona
Tezitra na ta-hampitahotra ka mitsangana ny volo ao an-katoka
[
1.1
]
Tovy hevitra
manangam-bombo
~
manangam-bovona
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/15