|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | mandoza (loza) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mahatonga, mitera-doza: Mandoza ny areti-mifindra fa mandripaka vahoaka Manambara loza: Lazain' ny olona fa mandoza ny akoho manatody malemy Mandry amin' olon-tsy heny, miray amin' olona tsy azo vadina: Nampihorika ny ambanilanitra ny nataony fa nandoza ilay tsy valahara [1.1] | |||||||||
| To do evil; to signal a coming calamity [1.7] | |||||||||
| Faire le mal; présager un malheur [1.8] | |||||||||
| Ohatra | Ny biby mandoza tsy tambo, Ny tazo mamely dia misy, Ka aza mandeha, sombin' aiko!
[2.69] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | mandoza | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| [Sihanaka] Manambady havana [1.78] | |||||||||
| Teny iditra | mandoza | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| [Tanosy] Maka ankeriny (vehivavy) [1.78] | |||||||||
| Teny iditra | mandozà (loza) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandoza | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|