|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | mandrora (rora) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Manipy rora Manebaka, manao tsinontsinona, manazimba, mamotsifotsy. [1.1] | |||||||||
| To spit, to spit something out [1.7] | |||||||||
| Cracher [1.8] | |||||||||
| Cracher Mépriser [1.5] | |||||||||
| Ohatra | Paraky no tsy afaka am-bavany ary mandrora izany eny ambody hazo iankinany no mahavantana azy.
[2.470] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | mandrorà (rora) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandrora | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08 |
|