|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | maninana (inana) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Miezaka hanao mihoatra noho..., miezaka hampiseho fahaizana na tanjaka mihoatra noho...: Naninana ahy ianao ka hampisehoako ny tanjako Mifampitaha: Iza no sahy maninana an' Andriamanitra? Mihaika [1.1] | |||||||||
| To defy, to challenge [1.2] | |||||||||
| Ohatra | - Maninana mpiasam-panjakana ialahy!
[2.472] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | maninàna (inana) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao maninana | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|