|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | maningana (singana) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Manavaka, manova singana Tsy manao ohatra ny be sy ny maro, miavaka: Mahagaga kosa fa maningana amin' ny mpianatra rehetra Isambilo Tsy mitovy amin' ny rehetra: Matetika amin' ny tapirahalahy na mpianadahy no misy iray maningana ka tsy tafita amin' ny fianarana [1.1] | |||||||||
| Faire aller seul, isoler, dépareiller, rendre impair; aller seul, se séparer, faire bande à part: Aza maningana amin' ny be sy ny maro (Ne faites pas bande à part, ne vous distinguez pas des autres par des excentricités) [1.3] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | maningàna (singana) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao maningana | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|