|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | manohana (tohana) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Manisy tohana: Manohana rindrina ~ Manohana ny fanjakana Manakana: Moa ve misa miaramila hanohana ny fahavalo tsy handroso? Manampy, mamonjy [1.1] | |||||||||
| To support, to prop up [1.7] | |||||||||
| étayer, soutenir [1.8] | |||||||||
| Ohatra | Ny ranomaso hatrany no mijohy mamonto ny tavany, mahazo ny vozony, tonga hatreny amin' ny sandrin-dreniny manohana azy.
[2.470] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | manohàna (tohana) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manohana | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|