|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | manolotra (tolotra) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Manakaiky tsy misy elanelany: Manolotra ny sahanay ny sahany [1.1] | |||||||||
| To run along the border of water or the coast, to be contiguous. [1.2] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | manolotra (tolotra) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mandroso zavatra mba horaisin' ny hafa: Manolotra tanana ~ Manolotra fehezam-boninkazo Manome: Efa nanolotra anao vola ariary zato vidin' ny bokinao aho ka ahoana Manome amim-pahafoizana tanteraka, ary enti-milaza zavatra tsy azo tsapaintanana indrindra: Nanolotra ny fitiavany izy [1.1] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/05/26 |
|