|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | tolotra | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Fanomezana omena ny mpaka sy ny mpanatitra mpanambady Fanomezam-panànana (na vitsivitsy aminy fotsiny) ataon' ny ray aman-dreny aloha ben' ny hahafatesany: Nataon-drainy tolotra ho an' i Faralahy ilay tanimbary erý ambony andrefana Fandrosoana zavatra olona ho mari-panajana na fitiavana: Rehefa vita ny tolotra fehezam-boninkazo, dia nitsangana ny manam-pahefana hikabary [1.1] | |||||
| A gift, something handed over [1.7] | |||||
| Don, legs, ce qu'on offre [1.8] | |||||
| Offre, proposition, donation [1.13] | |||||
| Ohatra |
| ||||
| Sampanteny | |||||
| Teny iditra | tolotra | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Bararata atao amin' ny fanondro na ny ankikely hanantsodiana ny kofehy rehefa mamoly landy, na hangoronana ny efa vita [1.1] | |||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |
|