|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | manompa (ompa) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Manozona, maniry ratsy ho an' olona: Tsy manompa azy aho, fa raha mitohy izao hakamoany tzao tsy hanam-bariraiventy izy Manao teny manaratsy, manao teny maharary: Nanompa ahy izy ka tsy maintsy mba tevatevaiko koa [1.1] | |||||||||
| To revile, to abuse, to vilify. [1.2] | |||||||||
| To use foul language to threaten; to curse [1.7] | |||||||||
| Maudire, menacer d'un langage grossier [1.8] | |||||||||
| Ohatra | Rotsakazo kely izay no ikapohany azy, sady manompa sy miteny ratsy ireto zanany.
[2.470] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | manompà (ompa) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manompa | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|