|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | manozongozona (hozongozona (hozona)) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Manetsiketsika mafy ary imbetsaka: Manozongozona ny hazo ny rivo-mahery Mampihontsona, manaketraka: Tsy misy afaka manozongozona ny fitokiako anao Mitady haka: Mila hanozongozona ny taniko iny lehilahy iny [1.1] | |||||||||
| To shake to agitate [1.7] | |||||||||
| Secouer, agiter [1.8] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | manozongozòna (hozongozona (hozona)) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manozongozona | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|