|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | mikoriana (koriana) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mandeha midina moramora tsy dia mafy loatra toy ny rano maria nefa tsy miadandoatra koa toy ny rano amin' ny tany marin-tampona): Mahafinaritra ny mijery ity rano mikoriana tsy an-kijanona Mandeha tsara, misosa ho azy: Mikoriana erý izany fiainanareo eto izany Miteny misononoka tsy miambatrambatra: Nikoriana erý ny lahateny ka hafaliana moa ny an' ny mpihaino [1.1] | |||||||||
| To flow smoothly; to glide; to run around playing [1.7] | |||||||||
| Couler paisiblement; prendre ses ébats [1.8] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | mikoriàna (koriana) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikoriana | ||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Tsipelina hafa | mikoriava | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|